Dikan'ny teny : fivaroraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (varoraka) a.: Toetran'ny zavatra mivaroraka, izany hoe miketraka, miboraka sy mivaha, na ny olona kivy, very hevitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel