Dikan'ny teny : fivavahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vavaka) a.: Fana-juta sy fanompoana an'Andriamanitra na izay heverina ho izy: Finoanoam-poana no fototry ny fivauahana amin'ny sampy. 1 Foto-pinoana sy fampianarana samy manana ny azy iompanan'ny fanajana amam-panompnana an'Andriamanitra: Ny fivavahana Kristionina. / Ny fiuauahana silamo. ? Teny na fihetseham-po entina mitsaoka an'Andriamanitra, misaotra azy ary mangataka aminy; vavaka:Manao fivauahana hariva, fivavahana atora-po. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel