Dikan'ny teny : fivelarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (velatra) a.: Fisokafan'ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky. / Fivelaran'ny raozy. ~ Fotoana isehoan'ny hery na hatsaran'ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fiuelaran'ny sain'ny zaza indrindra izao taonany izao, ? Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy. ? Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel