Dikan'ny teny : fivelezana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vely) a.: Fikapohana vary mba hampihintsana ny voany: Ny toerana fivelezam-bary no atao hoe famoloana. 1 Fampanenoana zavamaneno amin'ny fikapohana azy: Fivelezana amponga, lakolosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel