Dikan'ny teny : fivelomana

Hampiditra dikany vaovao
1 (velona) a.: Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin'izao andro izao. •Fahazoana ny zavatra ilaina mba hahavelona: Asa tanana no fiueloman-dRanaivo, ¶ M.h,: Antom-pivelomana, kap oaka, fitadiavana, karama. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel