Dikan'ny teny : fiverenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (veriny) a,: Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako. ~ Fahatongavana indray amin'ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro, ~ Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan'ny lohataona izao. ~ Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mih¢a ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiuerenana noho ny andininy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel