Dikan'ny teny : fivezarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vezatra) a.: Firoritana mba hisokatra: Ataovy lehibe ny fivezaran'ny vavan'ny harona sao tsy omby an'ity vorontsiloza itý. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel