Dikan'ny teny : fivezenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vezina) a.: Fironana, fihetsehan-javatra malefolefo toy ny rotsa-kazo izay atsatoka amin'ny tany ka arona miankavia na miankavanana dia miverina amin' ny toerany teo aloha indray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel