Dikan'ny teny : fivezivezena

Hampiditra dikany vaovao
1 (veziuezy) a. : Fandehanana ats? sy ar?, fitotototoana mankatsy sy mankaroa: Fivezivezena tsy hita isa uao vita iny raharaha iny, ~ Fiasana dia: Naharitra antsasak'adiny ny fivezivezeko tao an-dalantsara vao noraisin'ilay Rangahy aho. • Fivoivoizana, firioriovana: Lany amin'ny fivezivezena eran'ny tanàna ny faladian-kirarony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel