Dikan'ny teny : fivikivikiana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fivikiviky (vikiviky) a.: Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Foly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel