Dikan'ny teny : fiviliana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vily) Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo. Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin'ny 8 ora marina. Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin'ny lalana tsara no nahatonga azy ho jiolahy toy izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel