Dikan'ny teny : fivitranana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vitrana) a.: Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin'ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra. 1 Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel