Dikan'ny teny : fivoadiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (voady) a.: Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina. 1 Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy:Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel