Dikan'ny teny : fivoahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (voaka) a.: Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama tokoa ny fivoahana kely isan-kariva. 1 Varavarana ahazoana miala ao an-trano mankany ivelany:Misy fivoahana telo it? trano ity.1 Filazana am-pahibemaso: Tamin'ny Alakamisy teo ny fivoahan'ny krlĂ na momba ny fampianarana. / Toerana fivalanana na fivalanan-drano: Atsy atsimon-trano ny fivoahana raha ho any ianao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel