Dikan'ny teny : fivoizana

Hampiditra dikany vaovao
1 (voy) a.: Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel