Dikan'ny teny : fivondronana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vondrona) o,: Fitambaran'olona na zavatra mikambana ho iraY: Noho ny fivondronan'ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io, Ahitsio
2 na Fivondronam-pokontany a,: FEtambaran'ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan'ny lehiben'ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin'ny Faritany, - Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel