Dikan'ny teny : fivoravorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (voravora) a.: Fiboraborana, fiketrahana, figoragoràna: Manahirana ny fitondrana an'io entana io noho ny fivoravorony, 1 Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel