Dikan'ny teny : fivoy

Hampiditra dikany vaovao
1 (voy) a.: Tehina fisaka ny lohany entina mikapoka ny rano mba handehanan'ny lakana. * Fiten.: Lakana very fivoy: mandeha ho azy tsy misy toniany. ---e. Ahitsio
2 (vo y) a.: Fomba entina mivoy na mikapoka ny rano mba hampandeha ny lakana. 1 p, t.: Azo voizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel