Dikan'ny teny : fivozezehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vozezika) a,: Fiavosana, fifanongoavana: Ny fivozezehan'ny boky eo ambony latabatra. ~ Fahatongavana mirohotra maro be: Tsy hita holazaina ny fivozezehan'ny ankizy teo amin'ny nisy an'ireo olona niady, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel