Dikan'ny teny : fizahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zaha) a.: Fandehanana mijery: Fizahana lanonana. 1 Fitadfavana: Tay mora ny fizahana asa ankehitriny. ? Fitsapana: Fizahana toetra an'Itrimofoloalina ve sa inona no nilazana fa ha-tao sorona izy ho ala faditr' Andriamasinavalona? • Fanontaniana ny sikidy. ? Fandinihan'ny dokotera ny marary izay manatona azy mba hotsaboina: Amin'ny maraina ihany no fizahon'i dokotera Ranona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel