Dikan'ny teny : fizarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zara) a.: Fitantanana: Fizarana lova. 1 Fitokotokoana: Fizaran'ny tafika ho antokony telo, i• Fisampanana: Eto no ftzaran'ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel