Dikan'ny teny : fizihirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zihitra) a,: Fibontsinana: Ny ftzihiran'ny kibony no niantsoanay dokotera, ~ Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro. 1 Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel