Dikan'ny teny : fizika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran'ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-IzY azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel