Dikan'ny teny : fizozozozoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (zozozozo) a.: Famoahana feo ohatra ny feon'ny rivotra mitsoka amin'ny elakelaky ny hazo na amin'ny elanelan'ny hiriky ny varavarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel