Dikan'ny teny : foanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (foana) mt.ih. (foany): Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona, 1 Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan'ny Fanjakana io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel