Dikan'ny teny : fodiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ody) a.: Fiverenana any an-tanna na any an-trano onenana: Amin'ny efatra no fodian'ny mpianatra madinika. 1 Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho mana-na toetra toy izao na toy izao eo imason'ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin'ny sazy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel