Dikan'ny teny : fody

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomba entina mody (any an-trano), na fomba entina mody (manao zavatra). Ahitsio
2 na Fitily a.: Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin'ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin'ny fiandohan'ny vola-na Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon'ny fodilahy, ka maharitra hatramin'ny faramparan'ny Mar-sa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an'ala ny fody no mipetraka. Anisan'ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy. Ahitsio
3 a.: Fiverenana indray amin'ny teny natao, fiverenana indray amin'ny tompony teo aloha. - t.i.f.: Afody / mifody / ifodiana / mitampody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel