Dikan'ny teny : fofo

Hampiditra dikany vaovao
1 ft. : Enti-milaza fikasana, fikendrena. 1 Fofoina, voafofo / mamofo, famofo, mpamofo I amofoana, famofoana 1 mifofo, fifofo, mpifofo / ifofoana, fifofoana 1 mifamofo, fifamofo, mpifamofo 1 ifamofoana, fifamofoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel