Dikan'ny teny : fofoana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Faritra amin'ny tena hatreo amin'ny kibo ka hatreo amin'ny lohalika rehefa mipetraka mitorovoka ny tena. - t.i.f.: Ampofoina 1 miampofo, fiampofo, mpiampofo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel