Dikan'ny teny : fofoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fofo) mt.ih. (fofoy): Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin'ny zanany io zazavavy io, 1 Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel