Dikan'ny teny : foforina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fofotra) mt. ih. (fofory): Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana. / Hafanaina: Efa nofoforinao tsara ve ny vy? 1 Ampiasaina tsara: Tsy nofoforinao loatra ireto mpianatra ireto ka eo ho eo ihany ny fahaizany, 1 Asiana, velesina: Nofoforiny tamin'ny tehina ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel