Dikan'ny teny : fofosarita

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin'ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin'ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin'ny hainandro". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel