Dikan'ny teny : fofotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsoka afo amin' ny tafoforana; fiezahana mafy. - t.i.f.: Foforina, afofotra f mifofotra, fifofotra, mpifofotra / ifoforana, fifoforana f mahafofotra,tafoforana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel