Dikan'ny teny : foha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahatsiarovan-tena, fihiratana aorian'ny torimaso; fitsanganana avy eo ampatoriana. - t.i.f.: Fohazina, tafafoha f mamoha, famoha, mpamoha / amohazana, famohazana / mifoha, fifoha, mpifoha / ifohazana, fifohazana / mahafoha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel