Dikan'ny teny : fohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (foka) mt. ih. (fohy): Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando. 1 Ritina: Fohin'ny tany ny ranonorana. 1 Trohina arY atelina: Fohin'ny orona ny rivotra. / Fohin'ny olona ny sigara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel