Dikan'ny teny : fohy

Hampiditra dikany vaovao
1 p, t.: Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao, 1 Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian'izay... i t.i.f.: Hafohezina,voafohy / manafohy, fanafohy, mpanafohy f anafohezana, fanafohezana f mahafohy / hafohy, fahafohy, hafohezana, fahafohezana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel