Dikan'ny teny : foibe

Hampiditra dikany vaovao
1 (foitra be) a.: Toerana afovoany ihaonan'ny tsipika rehetra amin'ny fanorona. 1 Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel