Dikan'ny teny : foka

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Ny sisa mijanona ao anaty tany amin'ny hazo nokapaina, tronga. Ahitsio
2 a.: Karazan-kala (Phrynaracne foka). Ahitsio
3 a.: Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. i tif,: Fohina, voafoka / mifoka, fifoka, mpitoka / ifohana, fifohana 1 mahafoka. Ahitsio
4 na Fokafoka p.t.: Adala, tsy misy saina, ketrina. i t.i.f.: Afokaina f manafoka, fanafoka, mpanafoka / anafokana, fanafokana / mahafoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel