Dikan'ny teny : fokarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fokatra) mt. ih. (fokaro): Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary. / Fo-kapo ny lamba ao anaty vota. ? Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha. 1 Aseho mibaribary: Nofokarin'ny mpanozon-doha ny helony rehetra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel