Dikan'ny teny : fokatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampisehoana ankarihary ny tao anaty tany, ny lasa. ΒΆ M.h.: Fongatra, - t.i.f.: Fokarina, voafokatra / mamokatra, famokatra, mpamokatra 1 amokarana, famokarana / mifokatra, fifokatra, mpifokatra 1 ifokarana, fifokarana 1 mahafokatra. Ahitsio
2 a.: Fampisehoana ny tapotsi-maso amin'ny olona tiana hoharabina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel