Dikan'ny teny : foko

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiaviana nisehoana, firazanana: Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany. ? Ny fitambaran'ny olona iray fiaviana: Ny foko Antaimoro dia iaraha-mahalala fa taranaky ny Arabo. - t.i.f.: Mifoko I ifokoana, fifokoana. - F,-p.: Fokom-pirenena: firenena tafaray. / Hitam-poko, hitam-pirenena: hitan'ny olona rehetra izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel