Dikan'ny teny : fokonolona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Firaisam-pileovana sy fitondran'ny mponina amin'ny tanàna iray na amin'ny vohitra madinika mifanakaiky ka manan-jo eo anatrehan'ny fan,jakana izany fileovana izany. (Nisy taloha olona vitsivitsy nikarakara ny fokonolona natao hoe loholona na ray amandreny ny fitambarany, ary iray kosa nofidina ho mpitondra, izay nomena ny anarana hoe mpiadidy na lehiben' ny tanna na ben'ny tanàna). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel