Dikan'ny teny : folo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran'ny rantsantanana. i t.l.f.: Foloina 1 mifolo, fifolo, mpifolo 1 ifoloana, fifoloana 1 fahafolo / impolo, impolokely / manimpolo 1 fanimpolony 1 tsifolofolo 1 ampahafolony 1 hafoloana. - F.-p.: Folo-tao-maty: entimilaza fotoana naharitra ela be. / Folo vava: enti-milaza olona mpitsoa-teny, mivadika ny teny natao. / Volafolo: anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso. / Mitondra tanam-polo mody: miverina tsy nahazo na inona na inona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel