Dikan'ny teny : foloalindahy

Hampiditra dikany vaovao
1 Anarana no-mena ny miaramilan'Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran'ny antoko-miaramila rehetra eto amin'ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izaY mianatra matso, fitifirana, sarin'ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel