Dikan'ny teny : folona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Bory, tsy misy tahony na zavatra andraisana azy: Folon-drambo ilay alikanay vaouao. - t.i.f,: Folonana,voafolona. finolona / mamolona, famolona, mpamolona / amolonana, famolonana / mahafolona. - F.-p.: Folon-taho: enti-milaza ireo vodin-javamaniry toy ny tongolo, izay notapahina ny tahony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel