Dikan'ny teny : fompotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Karazan'arintany avy amin'ny zavamaniry nilevina an-taonany maro tao anaty tany ka nanarina nanjary mainty ary mora mirehitra; ataon'ny olona fandoroana biriky ny fompotra. ? Afom-pompotra: a-fo atao amin'ny fompotra mba handoroana tafo, biriky, / Fompo-tany: fompotra mitsiratsiraka. / Fompotra hazo: hazo na rantsankazo nilevina ela tao anaty tany ka nanarina. Ahitsio
2 p.t.: Lany indray mifaoka, tapitra, majifa indray mihelatra. - t.i.f.: Afompotra / manafompotra / anafomporana, fanafomporana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel