Dikan'ny teny : fona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka. - t.i.f.: Mifona, fifona, mpifona 1 ifonana, fifonana. Ahitsio
2 a.: Fialan'ny nifin'ny ankizy hisolo ny tena maharitra. - t.i.f.: Mifona. Ahitsio
3 a.: Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel