Dikan'ny teny : fonaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fofon'aina mibosesika any an'orona, fierotra mafy. - t.i.f.: Mifonaka 1 ifonahana, fifonahana. Ahitsio
2 Fonaponaka p. t.: Trotraka, vizana, malemilemy. i t. f.: Fonahana / mamonaponaka / amonaponahana, famonponhana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel