Dikan'ny teny : fondrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Vodin'ny vatan' akondro tetehina ka ahahy dia dorana ary tantavanina, ka aharo amin'ny aika sy ny beravina mba handokoana ny landy voafoly ho mainty, - t.i.f.: Fondranina,afondrana,voafondrana / mamondrana, famondrana, mpamondrana 1 amondranana, famondranana / mahafondrana. * F.-p.: Lany fatotra amampondrana: lany hatramin'ny zavatra bitika nefs ilaina indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel