Dikan'ny teny : fonenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (onina) a.: Fipetrahana, fitoerana, fijanonana ela amin'ny toerana iray, ~ Trano na tanna onenana, fpetrahana: Ity no fonenanay aty ambanivohitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel